Genesisy 39:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy misy lehibe noho izaho ato amin’ity trano ity, ary tsy nisy na inona na inona nandrarany ahy afa-tsy ianao, satria vadiny ianao.+ Koa hataoko ahoana ny hanao izany ratsy lehibe izany ka hanota amin’Andriamanitra?”+ Salamo 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary haringanao ny mpandainga.+Halan’i Jehovah ny mpandatsa-dra+ sy ny mpamitaka.+ Hebreo 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka ho mendri-kaja eo imason’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga sy ny mpanitsakitsa-bady.+
9 Tsy misy lehibe noho izaho ato amin’ity trano ity, ary tsy nisy na inona na inona nandrarany ahy afa-tsy ianao, satria vadiny ianao.+ Koa hataoko ahoana ny hanao izany ratsy lehibe izany ka hanota amin’Andriamanitra?”+
4 Aoka ho mendri-kaja eo imason’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga sy ny mpanitsakitsa-bady.+