FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ireto avy no naterany tany Jerosalema:+ Simea+ sy Sobaba+ sy Natana+ ary Solomona,+ ka ireo efatra ireo no naterak’i Batseba+ zanakavavin’i Amiela,+

  • 1 Tantara 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hisy zazalahy+ haterakao, ary ho tia fihavanana izy. Hataoko mandry feizay izy eo anivon’ny fahavalo rehetra manodidina azy,+ satria Solomona*+ no ho anarany. Ary hataoko miadana+ sy milamina ny Israely amin’ny androny.

  • 1 Tantara 28:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary tamin’ny zanako rehetra,—fa maro ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny+ fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.

  • Matio 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;+

       Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara