14 Ary hampitoeriko ao amin’ny ankohonako+ sy eo amin’ny fanjakako+ izy, mandritra ny fotoana tsy voafetra. Dia haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianany.”’”+
8 Dia hoy i Solomona tamin’Andriamanitra: “Lehibe tokoa ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Davida raiko,+ ary ianao no nanao ahy ho mpanjaka nandimby azy.+