1 Samoela 31:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Niady tamin’ny Israely ny Filistinina,+ ary nandositra teo anoloan’izy ireo ny Israelita. Dia niampatrampatra+ teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa+ ny fatin’ny Israelita.
31 Niady tamin’ny Israely ny Filistinina,+ ary nandositra teo anoloan’izy ireo ny Israelita. Dia niampatrampatra+ teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa+ ny fatin’ny Israelita.