1 Samoela 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Raha sahy manao ratsy an-kitsirano kosa ianareo, dia ho ringana ianareo+ sy ny mpanjakanareo.”+ 1 Tantara 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niady tamin’ny Israely ny Filistinina,+ ary nandositra teo anoloan’izy ireo ny Israely. Dia niampatrampatra teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa ny fatin’ny Israelita.+
10 Niady tamin’ny Israely ny Filistinina,+ ary nandositra teo anoloan’izy ireo ny Israely. Dia niampatrampatra teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa ny fatin’ny Israelita.+