FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mifandainga foana izy ireo,+

      Ary manao teny fandokafana+ nefa mihatsaravelatsihy.*+

  • Ohabolana 27:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Aoka ny vahiny no hidera anao fa tsy ny vavanao, ary ny hafa firenena fa tsy ny molotrao.+

  • 2 Petera 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fahafahana+ no ampanantenainy azy ireo, nefa ny tenany aza andevon’ny fahalotoana.+ Tonga andevon’izay maharesy azy mantsy izay resy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara