FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 25:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy tsara ny mihinana tantely be loatra.+ Tena voninahitra ve ny fitadiavan’ny olona voninahitra ho an’ny tenany?+

  • Jeremia 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+ ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,+ ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+

  • 2 Korintianina 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa tsy sahinay ny hihevi-tena ho anisan’izay midera tena+ na ny hampitaha tena amin’izy ireny. Ny tenany ihany no mametraka fitsipika itsarana ny tenany, ary ny tenany ihany no hampitahany ny tenany ka azo antoka fa tsy misy hevitra takany.+

  • 2 Korintianina 10:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana,+ fa izay derain’i+ Jehovah.+

  • 2 Korintianina 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nanjary nanao adaladala aho, noho ianareo nanery ahy,+ satria tokony ho niaro ahy ianareo. Fa tsy misy maha latsa-danja ahy mihitsy, raha oharina amin’ireo apostolinareo tsara loatra+ ireo, na dia tsinontsinona aza aho eo imasonareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara