Rota 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 dia hoy i Naomy tamin’izy roa vavy: “Samia mody any an-tranon’ny reninareo avy ianareo. Ary i Jehovah anie haneho hatsaram-panahy feno fitiavana aminareo,+ toy ny nasehonareo tamin’ireo maty sy tamiko!+
8 dia hoy i Naomy tamin’izy roa vavy: “Samia mody any an-tranon’ny reninareo avy ianareo. Ary i Jehovah anie haneho hatsaram-panahy feno fitiavana aminareo,+ toy ny nasehonareo tamin’ireo maty sy tamiko!+