2 Samoela 15:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Miaraka amin’izy ireo ny zanany roa lahy, dia i Ahimaza+ zanak’i Zadoka sy Jonatana+ zanak’i Abiatara. Koa amin’ny alalan’izy roa lahy no handefasanareo atỳ amiko izay rehetra mety ho renareo.” 2 Samoela 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa maniraha olona haingana hilaza amin’i Davida+ hoe: ‘Aza mitoetra eny amin’ny lemaka karakaina any an-tany efitra anio alina fa miampità,+ sao ho ripaka+ ny mpanjaka sy ny olona rehetra miaraka aminy.’” 2 Samoela 17:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa lasa izy ireo, dia nivoaka avy tao amin’ilay lavadrano izy roa lahy, ka lasa niteny tamin’i Davida Mpanjaka hoe: “Mandehana haingana ianareo miampita ny renirano, fa izao no torohevitr’i Ahitofela+ hamelezana anareo.”
36 Miaraka amin’izy ireo ny zanany roa lahy, dia i Ahimaza+ zanak’i Zadoka sy Jonatana+ zanak’i Abiatara. Koa amin’ny alalan’izy roa lahy no handefasanareo atỳ amiko izay rehetra mety ho renareo.”
16 Koa maniraha olona haingana hilaza amin’i Davida+ hoe: ‘Aza mitoetra eny amin’ny lemaka karakaina any an-tany efitra anio alina fa miampità,+ sao ho ripaka+ ny mpanjaka sy ny olona rehetra miaraka aminy.’”
21 Rehefa lasa izy ireo, dia nivoaka avy tao amin’ilay lavadrano izy roa lahy, ka lasa niteny tamin’i Davida Mpanjaka hoe: “Mandehana haingana ianareo miampita ny renirano, fa izao no torohevitr’i Ahitofela+ hamelezana anareo.”