2 Samoela 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nijoro teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy niseho tao an-tanàna. Koa nisy mpanompovavy lasa niteny tamin’izy roa lahy. Dia lasa izy ireo, satria tsy maintsy hilaza amin’i Davida Mpanjaka. 1 Mpanjaka 1:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Raha mbola niteny izy, dia tonga i Jonatana+ zanak’i Abiatara mpisorona. Dia hoy i Adonia: “Mandrosoa, fa lehilahy mahery fo ianao, ary mitondra vaovao tsara.”+
17 Ary nijoro teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy niseho tao an-tanàna. Koa nisy mpanompovavy lasa niteny tamin’izy roa lahy. Dia lasa izy ireo, satria tsy maintsy hilaza amin’i Davida Mpanjaka.
42 Raha mbola niteny izy, dia tonga i Jonatana+ zanak’i Abiatara mpisorona. Dia hoy i Adonia: “Mandrosoa, fa lehilahy mahery fo ianao, ary mitondra vaovao tsara.”+