Estera 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niverina teo am-bavahadin’ny mpanjaka i Mordekay taorian’izay.+ Fa i Hamana kosa nody haingana tany an-tranony, ary nalahelo mafy izy ka nosaronany ny lohany.+ Jeremia 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Irahin’ny olo-manan-kaja hantsaka rano ny madinika.+ Dia tonga teny amin’ny lakandrano ireny nefa tsy nahita rano,+ ka niverim-potsiny. Koa menatra+ sy diso fanantenana ary misaron-doha+ ireny.
12 Niverina teo am-bavahadin’ny mpanjaka i Mordekay taorian’izay.+ Fa i Hamana kosa nody haingana tany an-tranony, ary nalahelo mafy izy ka nosaronany ny lohany.+
3 Irahin’ny olo-manan-kaja hantsaka rano ny madinika.+ Dia tonga teny amin’ny lakandrano ireny nefa tsy nahita rano,+ ka niverim-potsiny. Koa menatra+ sy diso fanantenana ary misaron-doha+ ireny.