1 Samoela 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nomeny sombi-mofo vita tamin’ny aviavy noporetina izy, ary koa mofo roa vita tamin’ny voaloboka maina.+ Koa nihinana ralehilahy ka nody ny ainy.+ Efa telo andro sy telo alina mantsy izy no tsy nihinan-kanina sady tsy nisotro rano.
12 Dia nomeny sombi-mofo vita tamin’ny aviavy noporetina izy, ary koa mofo roa vita tamin’ny voaloboka maina.+ Koa nihinana ralehilahy ka nody ny ainy.+ Efa telo andro sy telo alina mantsy izy no tsy nihinan-kanina sady tsy nisotro rano.