FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 22:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Tsy misy lehilahy mahazo maka ny vadin-drainy, sao manainga ny akanjon-drainy izy.+

  • 2 Samoela 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hampipoitra loza avy ao amin’ny ankohonanao aho, mba hamelezana anao.+ Ary halaiko eo imasonao ireo vadinao, ka homeko ho an’ny namanao.+ Dia hanao firaisana amin’izy ireo eo imasom-bahoaka izy.+

  • 2 Samoela 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Farany dia tonga tany an-tranony tany Jerosalema i Davida.+ Ary nalain’ny mpanjaka ireo vehivavy folo+ vadikeliny, izay najanony hikarakara ny trano, ka napetrany tao amin’ny trano iray voambina. Nomeny sakafo foana anefa izy ireo. Ary tsy nanao firaisana tamin’izy ireo intsony izy,+ fa nohidiana tao an-trano ireo mandra-pahafatiny, ka lasa mpitondratena nefa tsy maty vady akory.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara