5 Ary nahafaty enina amby telopolo lahy teo ho eo tamin’izy ireo ny olona tao Ay, ka nanenjika+ azy avy teo anoloan’ny vavahady hatrany Sebarima, sady tsy nitsahatra namely azy teny am-pidinana. Koa nihorohoro ny fon’ny vahoaka, ka toy ny hoe nitsonika lasa rano ny herim-pony.+