Deoteronomia 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+ Josoa 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa mandidy anao indray aho+ hoe: ‘Mahereza sy matanjaha.’ Aza mivadi-po na mihorohoro,+ fa momba anao i Jehovah Andriamanitrao na aiza na aiza alehanao.”+ 1 Samoela 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa nahita an’ilay miaramila ny lehilahy israelita rehetra, dia nandositra sady natahotra mafy.+ Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+ Isaia 51:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izaho Ilay mampionona anareo.+ “Koa nahoana ianao no matahotra ny olombelona mety maty izay ho faty ihany,+ sy ny zanak’olombelona izay ho toy ny ahitra?+
20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+
9 Koa mandidy anao indray aho+ hoe: ‘Mahereza sy matanjaha.’ Aza mivadi-po na mihorohoro,+ fa momba anao i Jehovah Andriamanitrao na aiza na aiza alehanao.”+
24 Rehefa nahita an’ilay miaramila ny lehilahy israelita rehetra, dia nandositra sady natahotra mafy.+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+
12 “Izaho Ilay mampionona anareo.+ “Koa nahoana ianao no matahotra ny olombelona mety maty izay ho faty ihany,+ sy ny zanak’olombelona izay ho toy ny ahitra?+