1 Samoela 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah no mamono sy mitsimbina ny aina,+Izy no mampidina any amin’ny Fasana,*+ sy mampiakatra avy any.+ Joba 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy. Isaia 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+
6 I Jehovah no mamono sy mitsimbina ny aina,+Izy no mampidina any amin’ny Fasana,*+ sy mampiakatra avy any.+
11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy.
10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+