FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia niakatra nankany Debira izay eo amin’ny lemaka ivan’i Akora,+ ka nivily nianavaratra nihazo an’i Gilgala+ tandrifin’ny fiakarana Adomima izay eo atsimon’ny lohasaha falehan-driaka, ary nitohy nankany amin’ny ranon’i En-semesy,+ dia nipaka hatrany En-rogela.+

  • Josoa 18:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nidina nankany amin’ny sisin’ilay tendrombohitra tandrifin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma+ izany. Eo amin’ny ilany avaratra amin’ny lemaka ivan’ny Refaima+ io tendrombohitra io. Dia nidina nankany amin’ny lohasahan’i Hinoma ilay sisin-tany, eny, nankeo amin’ny ilany atsimo amin’ny tehezan-kavoanan’ny Jebosita+ ka nidina nankany En-rogela.+

  • 1 Mpanjaka 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nanao sorona+ i Adonia ka namono ondry sy omby ary biby nohatavezina, teo akaikin’ny vaton’i Zoheleta, teo anilan’i En-rogela.+ Koa nasainy daholo ny rahalahiny zanaky ny mpanjaka,+ sy ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda sady mpanompon’ny mpanjaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara