FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Zadoka mpisorona: “Tsy mpahita+ moa ianao? Miverena soa aman-tsara ao an-tanàna, ary ento miaraka aminareo izy roa lahy zanakareo, dia i Ahimaza zanakao sy Jonatana+ zanak’i Abiatara.

  • 1 Mpanjaka 1:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Raha mbola niteny izy, dia tonga i Jonatana+ zanak’i Abiatara mpisorona. Dia hoy i Adonia: “Mandrosoa, fa lehilahy mahery fo ianao, ary mitondra vaovao tsara.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara