FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Itahy+ Gatita: “Nahoana ianao no hiaraka aminay? Mandehana miverina,+ ary mitoera any amin’ny mpanjaka, fa hafa firenena ianao sady voatery niala tany amin’ny nisy anao.

  • 2 Samoela 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hoy anefa i Itahy tamin’ny mpanjaka: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velona koa ny mpanjaka tompoko,+ dia any amin’izay hisy ny mpanjaka tompoko no hisy ny mpanomponao koa, na ho faty na ho velona!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara