Ohabolana 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Toy ny iraka milaza fanamelohana ho faty ny fahatezeran’ny mpanjaka,+ fa ny hendry kosa mahay mampitony izany.+ Ohabolana 24:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Matahora an’i Jehovah sy ny mpanjaka,+ anaka. Aza miaraka amin’izay te hitondra fanovana.+
14 Toy ny iraka milaza fanamelohana ho faty ny fahatezeran’ny mpanjaka,+ fa ny hendry kosa mahay mampitony izany.+