FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Farany, dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mihodìna, ka asio ireo mpisorona ireo!” Dia nihodina avy hatrany i Doega Edomita,+ ka namely an’ireo mpisorona. Koa dimy amby valopolo lahy nisalotra efoda+ rongony, no matiny+ tamin’iny andro iny.

  • 1 Mpanjaka 2:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nisy nilaza tamin’i Solomona Mpanjaka hoe: “Nandositra ao amin’ny tranolain’i Jehovah i Joaba. Eo anilan’ny alitara izy.” Dia nirahin’i Solomona i Benaia zanak’i Joiada, ka nilazany hoe: “Mandehana, asio izy!”+

  • Ohabolana 19:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+

  • Ohabolana 20:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Atahorana, sahala amin’ny fahatahorana fieron’ny liona tanora, ny mpanjaka.+ Izay mampahatezitra azy dia manota amin’ny tenany, ka mihantsy loza.+

  • Daniela 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia romotry ny hatezerana i Nebokadnezara+ ka nasainy nalaina i Sadraka sy Mesaka ary Abednego.+ Koa nentina teo anatrehan’ny mpanjaka izy telo lahy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara