21 Ary naka fantsika be fanenjanan-day i Jaela vadin’i Hebera sady nitondra marotoa teny an-tanany. Ary nitsaitsaika nankeo amin’i Sisera i Jaela, raha iny natory be sy reraka iny izy. Dia natsatony teo amin’ny fihirifany ilay fantsika be,+ ka nataony niboroaka tamin’ny tany. Koa maty i Sisera.+