2 Samoela 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary tonga tany Mahanaima+ i Davida, fa i Absaloma sy ny lehilahy israelita rehetra niaraka taminy kosa niampita an’i Jordana. 2 Samoela 19:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Efa antitra be i Barzilay, fa efa valopolo taona izy.+ Ary namatsy sakafo ny mpanjaka izy, fony nitoetra tany Mahanaima+ ny mpanjaka. Mpanankarem-be+ mantsy izy.
24 Ary tonga tany Mahanaima+ i Davida, fa i Absaloma sy ny lehilahy israelita rehetra niaraka taminy kosa niampita an’i Jordana.
32 Efa antitra be i Barzilay, fa efa valopolo taona izy.+ Ary namatsy sakafo ny mpanjaka izy, fony nitoetra tany Mahanaima+ ny mpanjaka. Mpanankarem-be+ mantsy izy.