FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa hoy ny mpanjaka: “Izay sitrakareo àry no hataoko.”+ Dia nijoro teo anilan’ny vavahady ny mpanjaka,+ fa ny olona rehetra kosa nivoaka nanao antokony, ka nisy zato na arivo ny antokony tsirairay.+

  • 2 Samoela 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nipetraka teo anelanelan’ny vavahady roa i Davida tamin’izay.+ Ary nankeny an-tampon’ilay vavahady teo amin’ny manda ny mpitily.+ Dia nanopy ny masony izy ka nahatazana lehilahy nihazakazaka.

  • 1 Mpanjaka 22:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary samy nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany sady samy nanao akanjom-boninahitra+ ny mpanjakan’ny Israely sy Josafata mpanjakan’ny Joda, teo amin’ilay famoloana teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’i Samaria. Ary nanao toy ny fanaon’ny mpaminany teo anatrehan’izy roa lahy ny mpaminany rehetra.+

  • Jeremia 38:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary ren’i Ebeda-meleka Etiopianina,+ izay tandapa tao an-tranon’ny mpanjaka, fa nalefan’ireo tao anaty lavaka fanangonan-drano i Jeremia. Nipetraka teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina+ ny mpanjaka tamin’izay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara