FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 39:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Mandehana lazao amin’i Ebeda-meleka+ Etiopianina hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Hotanterahiko ny teniko momba an’ity tanàna ity, dia ny hahatonga loza aminy fa tsy soa.+ Ary hanatri-maso izany ianao amin’izany andro izany.”’+

  • Asan’ny Apostoly 8:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nitsangana izy ka lasa, ary nahita tandapa+ etiopianina,+ izay olona ambony teo ambany fahefan’i Kandasy mpanjakavavin’ny Etiopianina. Niadidy ny harenany rehetra io tandapa io, ary nankany Jerosalema mba hivavaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara