FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Zadoka+ zanak’i Ahitoba sy Ahimeleka+ zanak’i Abiatara no mpisorona; Seraia no mpitan-tsoratra;

  • 2 Samoela 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hoy anefa ny mpanjaka tamin’i Zadoka: “Ento miverina ao an-tanàna+ ny Vata masin’Andriamanitra.+ Fa raha mahazo sitraka amin’i Jehovah aho, dia tsy maintsy hoentiny miverina koa ka havelany hahita an’ilay Vata sy ny toerana misy azy.+

  • 1 Mpanjaka 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy niandany+ tamin’i Adonia kosa anefa i Zadoka+ mpisorona sy Benaia+ zanak’i Joiada sy Natana+ mpaminany sy Simey+ sy Rey ary ny lehilahy maherin’i+ Davida.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara