2 Samoela 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary i Joaba no lehiben’ny tafika+ manontolon’ny Israely; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita;+ 1 Tantara 27:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Benaia,+ zanak’i Joiada+ lehiben’ny mpisorona, no lehiben’ny antoko-mpanompo fahatelo, ho an’ny volana fahatelo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.
23 Ary i Joaba no lehiben’ny tafika+ manontolon’ny Israely; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita;+
5 I Benaia,+ zanak’i Joiada+ lehiben’ny mpisorona, no lehiben’ny antoko-mpanompo fahatelo, ho an’ny volana fahatelo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.