FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 19:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Hoy anefa ny navalin’ny Israelita an’ireo anisan’ny fokon’i Joda: “Manana anjara folo amin’ny fanjakana izahay,+ ka mihoatra noho ny anareo ny zonay raha ny amin’i Davida. Koa nahoana ianareo no nanao tsinontsinona anay, ary nahoana no tsy izahay no voalohany+ nampody ny mpanjakantsika?” Henjana kokoa noho ny tenin’ny Israelita anefa ny tenin’ireo anisan’ny fokon’i Joda.

  • 1 Tantara 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ka izy no niavian’ilay mpitarika,+ nefa lasan’i Josefa kosa ny zon’ny lahimatoa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara