FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Telopolo taona i Davida tamin’izy lasa mpanjaka, ary efapolo taona+ no nanjakany.

  • 1 Mpanjaka 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efapolo taona no nanjakan’i Davida teo amin’ny Israely,+ ka fito taona+ tao Hebrona+ ary telo amby telopolo taona tao Jerosalema.+

  • 1 Tantara 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary efa antitra+ i Davida sady voky andro, ka nataony mpanjakan’ny Israely i Solomona+ zanany.

  • 1 Tantara 29:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Efapolo taona no nanjakany teo amin’ny Israely,+ ka fito taona tao Hebrona+ ary telo amby telopolo taona tao Jerosalema.+

  • Salamo 90:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fitopolo taona no androm-piainanay,+

      Ary raha tena matanjaka izahay, ka mahatratra valopolo taona,+

      Dia indrisy fa feno zava-tsarotra sy fijaliana izany!+

      Mihelina ihany ny andron’ny taonanay, ka lasa manidina izahay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara