1 Mpanjaka 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ireo: “Ento miaraka aminareo ireo mpanompon’ny+ tomponareo. Manana ramole aho ao, ka ampitaingeno an’iny i Solomona zanako,+ ary ento midina any Gihona+ izy. 1 Mpanjaka 1:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary nalain’i Zadoka mpisorona avy tao amin’ny tranolay+ ny tandroka misy menaka,+ ka nohosorany+ ho mpanjaka i Solomona. Dia notsofina ny anjombona, ary indray niredona ny olona rehetra hoe: “Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!”+ 1 Tantara 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tamin’ny zanako rehetra,—fa maro ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny+ fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.
33 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ireo: “Ento miaraka aminareo ireo mpanompon’ny+ tomponareo. Manana ramole aho ao, ka ampitaingeno an’iny i Solomona zanako,+ ary ento midina any Gihona+ izy.
39 Ary nalain’i Zadoka mpisorona avy tao amin’ny tranolay+ ny tandroka misy menaka,+ ka nohosorany+ ho mpanjaka i Solomona. Dia notsofina ny anjombona, ary indray niredona ny olona rehetra hoe: “Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!”+
5 Ary tamin’ny zanako rehetra,—fa maro ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny+ fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.