FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Aoka ho sitrakao ny hitahy+ ny taranaky ny mpanomponao, mba haharetany mandritra ny fotoana tsy voafetra eo anatrehanao.+ Fa ianao, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, no efa nampanantena, ary noho ny fitahianao, dia aoka ny taranaky ny mpanomponao hotahina mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+

  • 2 Samoela 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary manohitra ny mpanompovavinao ny fianakaviana manontolo, ka miteny foana hoe: ‘Atolory ilay namely ny rahalahiny, mba hovonoinay ho faty noho ny amin’ny rahalahiny+ izay novonoiny.+ Ary aleo hofongoranay mihitsy ny mpandova!’ Dia hovonoin’izy ireo ny vainafoko sisa tavela, mba hahatonga ny vadiko tsy hanana anarana na taranaka intsony etỳ ambonin’ny tany.”+

  • 1 Mpanjaka 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa noho ny amin’i Davida+ no nanomezan’i Jehovah Andriamaniny azy jiro+ tany Jerosalema, ka nanendreny an-janany handimby azy sy nampaharetany an’i Jerosalema.+

  • 2 Mpanjaka 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny Joda,+ noho ny amin’i Davida mpanompony.+ Efa nampanantena azy mantsy izy hoe hanome jiro+ foana ho azy sy ny taranany.

  • Lioka 1:69
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 69 Ary nanangana tandroka+ famonjena* ho antsika tao amin’ny taranak’i Davida mpanompony izy,

  • Asan’ny Apostoly 15:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ‘Aorian’izany, dia hiverina aho ka hanorina indray ny trano rantsankazon’i Davida izay efa nirodana. Ary haoriko indray ny sisa tsy rava taminy ka hatsangako,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara