1 Mpanjaka 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nodimandry any amin’ny razany+ i Davida ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ 2 Tantara 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Roa amby telopolo taona i Jorama tamin’izy nanomboka nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. Farany, dia maty izy nefa tsy nisy nalahelo azy.+ Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ izy, fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+
20 Roa amby telopolo taona i Jorama tamin’izy nanomboka nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema. Farany, dia maty izy nefa tsy nisy nalahelo azy.+ Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida+ izy, fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+