1 Tantara 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary i Solomona niteraka an’i Rehoboama;+ Rehoboama niteraka an’i Abia;+ Abia niteraka an’i Asa;+ Asa niteraka an’i Josafata;+ 2 Tantara 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nisy olona mpidonana-poana+ sady tsy manjary+ tonga nitangorona teo aminy. Nahery noho i Rehoboama zanak’i Solomona izy ireo. Mbola kely sady saro-tahotra+ mantsy i Rehoboama+ ka tsy nahatohitra an’ireo. Matio 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Solomona niteraka an’i Rehoboama;+Rehoboama niteraka an’i Abia;Abia+ niteraka an’i Asa;+
10 Ary i Solomona niteraka an’i Rehoboama;+ Rehoboama niteraka an’i Abia;+ Abia niteraka an’i Asa;+ Asa niteraka an’i Josafata;+
7 Ary nisy olona mpidonana-poana+ sady tsy manjary+ tonga nitangorona teo aminy. Nahery noho i Rehoboama zanak’i Solomona izy ireo. Mbola kely sady saro-tahotra+ mantsy i Rehoboama+ ka tsy nahatohitra an’ireo.