Deoteronomia 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Misy olona tsy manjary avy eo aminareo,+ ary mitady hampiala ny mponina ao an-tanànany amin’Andriamanitra+ izy, ka manao hoe: “Andao hanompo andriamani-kafa”, izay tsy fantatrao’, 1 Mpanjaka 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Makà lehilahy roa+ tsy manjary,+ ka asaivo mipetraka eo anoloany ireo hiampanga azy+ hoe: ‘Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka ianao!’+ Dia ento mivoaka izy, ka torahy vato ho faty.”+
13 ‘Misy olona tsy manjary avy eo aminareo,+ ary mitady hampiala ny mponina ao an-tanànany amin’Andriamanitra+ izy, ka manao hoe: “Andao hanompo andriamani-kafa”, izay tsy fantatrao’,
10 Makà lehilahy roa+ tsy manjary,+ ka asaivo mipetraka eo anoloany ireo hiampanga azy+ hoe: ‘Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka ianao!’+ Dia ento mivoaka izy, ka torahy vato ho faty.”+