1 Samoela 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy koa izy: “Izao no ho zo ara-dalàna+ hananan’izay ho mpanjakanareo: Halainy ho azy ny zanakareo lahy,+ ka hataony eny amin’ny kalesiny+ sy miaraka amin’ny mpitaingin-tsoavaliny,+ ary ny sasany hihazakazaka eo alohan’ny kalesiny.+ 1 Samoela 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hitaraina mafy ianareo amin’izany andro izany, noho ny amin’ny mpanjakanareo+ izay nofidinareo ho anareo, saingy tsy hamaly anareo i Jehovah amin’izany andro izany.”+ 1 Mpanjaka 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanana lehibem-paritra roa ambin’ny folo i Solomona, teo amin’ny Israely rehetra. Izy ireo no namatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany, ary nifandimby namatsy sakafo iray volana isan-taona izy tsirairay.+
11 Hoy koa izy: “Izao no ho zo ara-dalàna+ hananan’izay ho mpanjakanareo: Halainy ho azy ny zanakareo lahy,+ ka hataony eny amin’ny kalesiny+ sy miaraka amin’ny mpitaingin-tsoavaliny,+ ary ny sasany hihazakazaka eo alohan’ny kalesiny.+
18 Dia hitaraina mafy ianareo amin’izany andro izany, noho ny amin’ny mpanjakanareo+ izay nofidinareo ho anareo, saingy tsy hamaly anareo i Jehovah amin’izany andro izany.”+
7 Ary nanana lehibem-paritra roa ambin’ny folo i Solomona, teo amin’ny Israely rehetra. Izy ireo no namatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany, ary nifandimby namatsy sakafo iray volana isan-taona izy tsirairay.+