Mpitoriteny 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aleo ankizy mahantra nefa hendry,+ toy izay mpanjaka antitra nefa adala,+ izay tsy mahatsapa intsony hoe mila fampitandremana.+ Marka 10:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Tsy mba toy izany kosa eo aminareo. Fa na iza na iza te ho lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo,+
13 Aleo ankizy mahantra nefa hendry,+ toy izay mpanjaka antitra nefa adala,+ izay tsy mahatsapa intsony hoe mila fampitandremana.+
43 Tsy mba toy izany kosa eo aminareo. Fa na iza na iza te ho lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo,+