2 Tantara 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tezitra sady nisafoaka tamin’ilay mpahita anefa i Asa noho izany teniny izany,+ ka nampidiriny tao am-ponja izy sady nasiany boloky hazo ny tongony.+ Ary nanomboka nampahory+ olon-kafa teo amin’ny vahoaka koa i Asa tamin’izay fotoana izay. Ohabolana 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Manao soa amin’ny tenany ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ fa mitondra loza ho an’ny tenany kosa ny lozabe.+
10 Tezitra sady nisafoaka tamin’ilay mpahita anefa i Asa noho izany teniny izany,+ ka nampidiriny tao am-ponja izy sady nasiany boloky hazo ny tongony.+ Ary nanomboka nampahory+ olon-kafa teo amin’ny vahoaka koa i Asa tamin’izay fotoana izay.
17 Manao soa amin’ny tenany ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ fa mitondra loza ho an’ny tenany kosa ny lozabe.+