2 Tantara 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, fa izaho kosa vao mainka hampitombo ny zioganareo.+ Nanafay anareo tamin’ny karavasy tsotra ny raiko, fa izaho kosa hanafay anareo amin’ny karavasy misy zava-maranitra.’”+ Isaia 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia samy ho lozabe amin’ny namany avy ny olona.+ Ny zatovolahy hitratrevatreva amin’ny lahiantitra,+ ary ny olon-tsotra hitratrevatreva amin’ny olona tokony hohajaina.+
11 Nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, fa izaho kosa vao mainka hampitombo ny zioganareo.+ Nanafay anareo tamin’ny karavasy tsotra ny raiko, fa izaho kosa hanafay anareo amin’ny karavasy misy zava-maranitra.’”+
5 Dia samy ho lozabe amin’ny namany avy ny olona.+ Ny zatovolahy hitratrevatreva amin’ny lahiantitra,+ ary ny olon-tsotra hitratrevatreva amin’ny olona tokony hohajaina.+