1 Samoela 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hitaraina mafy ianareo amin’izany andro izany, noho ny amin’ny mpanjakanareo+ izay nofidinareo ho anareo, saingy tsy hamaly anareo i Jehovah amin’izany andro izany.”+ Isaia 58:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Moa ve tsy izao ny fifadian-kanina ekeko: Ny mamaha ny gadra vy izay napetaka noho ny tsy rariny,+ sy mamaha ny tadin’ny zioga,+ sy manafaka ny ampahorina,+ ary manapaka ny zioga rehetra?+
18 Dia hitaraina mafy ianareo amin’izany andro izany, noho ny amin’ny mpanjakanareo+ izay nofidinareo ho anareo, saingy tsy hamaly anareo i Jehovah amin’izany andro izany.”+
6 “Moa ve tsy izao ny fifadian-kanina ekeko: Ny mamaha ny gadra vy izay napetaka noho ny tsy rariny,+ sy mamaha ny tadin’ny zioga,+ sy manafaka ny ampahorina,+ ary manapaka ny zioga rehetra?+