2 Tantara 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Teny henjana+ anefa no navalin’i Rehoboama Mpanjaka azy ireo, fa tsy noraisiny ny soso-kevitr’ireo+ zokiolona.+ Ohabolana 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho hendry izay miaraka amin’ny hendry,+ fa hahita loza kosa izay minamana amin’ny tsisy saina.+
13 Teny henjana+ anefa no navalin’i Rehoboama Mpanjaka azy ireo, fa tsy noraisiny ny soso-kevitr’ireo+ zokiolona.+