1 Mpanjaka 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Teny henjana+ anefa no navalin’ny mpanjaka ny vahoaka, ary tsy noraisiny ny soso-kevitr’ireo zokiolona.+ Joba 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy manam-pahendrena ve ny be taona,+Ary tsy mahira-tsaina ve izay efa ela niainana?
13 Teny henjana+ anefa no navalin’ny mpanjaka ny vahoaka, ary tsy noraisiny ny soso-kevitr’ireo zokiolona.+