Eksodosy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manana andriamani-kafa+ hifandrafy amiko. Ohabolana 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny tenin’ny mpivadi-pinoana no animbany ny hafa,+ fa ny fahalalana kosa no amonjena ny marina.+