1 Mpanjaka 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nankany Sekema+ i Rehoboama,+ satria tany no nalehan’ny Israely rehetra mba hanao azy ho mpanjaka.
12 Nankany Sekema+ i Rehoboama,+ satria tany no nalehan’ny Israely rehetra mba hanao azy ho mpanjaka.