Levitikosy 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana fahafito io koa dia fetin’ny trano rantsankazo. Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+ Nomery 29:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Amin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana fahafito,+ dia manaova fivoriambe masina.+ Aza manao asa mafy na inona na inona.+ Ary mankalazà fety ho an’i Jehovah mandritra ny fito andro.+ 1 Mpanjaka 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nivory teo amin’i Solomona Mpanjaka ny olona rehetra teo amin’ny Israely tamin’ny fotoanan’ny fety,+ tamin’ny volana Etanima, izany hoe ny volana fahafito.+
34 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana fahafito io koa dia fetin’ny trano rantsankazo. Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+
12 “‘Amin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana fahafito,+ dia manaova fivoriambe masina.+ Aza manao asa mafy na inona na inona.+ Ary mankalazà fety ho an’i Jehovah mandritra ny fito andro.+
2 Koa nivory teo amin’i Solomona Mpanjaka ny olona rehetra teo amin’ny Israely tamin’ny fotoanan’ny fety,+ tamin’ny volana Etanima, izany hoe ny volana fahafito.+