-
1 Mpanjaka 12:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Ary nataon’i Jeroboama andro fety ny fahadimy ambin’ny folon’ny volana fahavalo, sahala amin’ny fety tany Joda,+ mba hanolorany fanatitra teo amin’ilay alitara nataony tao Betela, ka hanaovany sorona ho an’ireo zanak’omby nataony. Ary notendreny hanompo tao Betela+ ny mpisoron’ireo toerana avo namboariny.
-