1 Mpanjaka 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izao no baiko nomena ahy, araka ny tenin’i Jehovah: ‘Aza mihinan-kanina+ na misotro rano, ary aza miverina amin’izay lalana efa nalehanao.’”
9 Fa izao no baiko nomena ahy, araka ny tenin’i Jehovah: ‘Aza mihinan-kanina+ na misotro rano, ary aza miverina amin’izay lalana efa nalehanao.’”