FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Aza mangalatra,+ aza mamitaka,+ ary aza manambaka namana.+

  • Deoteronomia 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Hovonoina ho faty ny mpaminany+ izay sahisahy ratsy miteny amin’ny anarako ka milaza zavatra tsy nasaiko nolazainy,+ na koa miteny amin’ny anaran’andriamani-kafa.+

  • Jeremia 29:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Mandefasa taratasy any amin’ny olona rehetra any an-tsesitany,+ manao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah momba an’i Semaia avy any Nehelama: “Koa satria naminany taminareo i Semaia nefa tsy nirahiko, ka nahatonga anareo hatoky lainga,+

  • Ezekiela 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary ny tanako hamely an’ireo mpaminany mahita fahitana tsy marina sy maminany lainga avy amin’ny sikidy.+ Tsy ho anisan’ny oloko intsony izy ireo, dia ireo oloko mpinamana akaiky.+ Tsy ho voasoratra anarana+ ao amin’ny lisitry ny taranak’Israely koa izy ireo, sady tsy ho tonga any amin’ny tanin’ny Israely.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.+

  • Matio 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Mitandrema amin’ny mpaminany sandoka+ tonga eo aminareo, fa mitafy hodi-janak’ondry+ izy ireny nefa ao anatiny ao amboadia+ mpiremby.

  • 2 Petera 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nisy mpaminany sandoka koa anefa teo amin’ny vahoakan’Andriamanitra, ary hisy mpampianatra sandoka koa eo aminareo.+ Ireny indrindra no hampiditra mangingina sekta mampidi-doza, sady handa an’ilay tompo nividy azy,+ ka hahatonga fandringanana haingana ho an’ny tenany.

  • 1 Jaona 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ry malala, aza mino izay fanambarana rehetra avy amin’ny fanahy,+ fa fantaro aloha raha avy amin’ny fanahin’Andriamanitra+ ireny fanambarana ireny na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa eo amin’izao tontolo izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara