Nomery 20:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Hangonina any amin’ny razany+ i Arona, satria tsy hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely izy, noho ianareo roa lahy nikomy tsy nanaraka ny didiko, teo amin’ny ranon’i Meriba.+ Nomery 22:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary hoy ilay anjelin’i Jehovah taminy: “Nahoana no nokapohinao intelo ny ampondranao? Nivoaka hanohitra anao aho, satria mifanipaka tanteraka amin’ny sitrapoko ny ataonao.+
24 “Hangonina any amin’ny razany+ i Arona, satria tsy hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely izy, noho ianareo roa lahy nikomy tsy nanaraka ny didiko, teo amin’ny ranon’i Meriba.+
32 Ary hoy ilay anjelin’i Jehovah taminy: “Nahoana no nokapohinao intelo ny ampondranao? Nivoaka hanohitra anao aho, satria mifanipaka tanteraka amin’ny sitrapoko ny ataonao.+