1 Mpanjaka 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa naleviny tao amin’ny fasany ny fatin-dralehilahy. Ary nitomany azy+ ny olona, sady nanao hoe: “Indrisy, ry rahalahiko!” 2 Mpanjaka 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa hoy izy: “Avelao izy.+ Aza avela hisy hikitikitika ny taolambalony.” Dia tsy nokitihin’izy ireo ny taolambalony sy ny an’ilay mpaminany+ avy any Samaria.
30 Koa naleviny tao amin’ny fasany ny fatin-dralehilahy. Ary nitomany azy+ ny olona, sady nanao hoe: “Indrisy, ry rahalahiko!”
18 Koa hoy izy: “Avelao izy.+ Aza avela hisy hikitikitika ny taolambalony.” Dia tsy nokitihin’izy ireo ny taolambalony sy ny an’ilay mpaminany+ avy any Samaria.