-
1 Mpanjaka 13:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Dia nobatain’ilay mpaminany ny fatin’ilay lehilahin’Andriamanitra, ka nataony teo ambony ampondra, ary nentiny niverina. Ary niditra tao an-tanànany ilay mpaminany zokiolona, mba hitomany sy handevina azy.
-